Anjarako (Lova Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa fa tsy haiko,
Tsy fanahy iniako,
Avy dia lazaiko fa ianao no tiako,
Ianao no tiako.
Vao nanitsy monja ny masonao ny masoko,
Tonga dia nanonja cfcp ny fanasohasoko,
Ny adin'ny fanahiko pcpeq sy saiko dia hitsahatra,
Ary ny ahiahiko resinao lahatra.
Ny wzkj dinika nandramako moa dia nankalaza,
Fa ianao ry namako no ilay sahaza,
Hanampiako izany, feno ny aminao ny banga nanontany
Tao ampoko tao 2x
Izay hery izay, no tena tononkira.serasera.org namantarako,
Fa ianao no ilay olona anjarako,
Ny teniko na vitsy, tsy resaka ankizy,
Tsapako mihitsy fa ianao...no izy...
Nosoratan'i Haingo ary nohirain'i Lova Rakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lova RakotoHits : 1655
Likes : 0 Like
Created by : lova20rkt
Date : 08/09/2020 17:45