Anjarako (Lova Rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa fa tsy haiko,
Tsy fanahy iniako,
Avy dia lazaiko fa ianao zjqjlvh no tiako,
Ianao no tiako.

Vao nanitsy monja ny masonao ny masoko,
Tonga dia nanonja ny fanasohasoko,
Ny adin'ny fanahiko sy saiko dia hitsahatra,
Ary ny ahiahiko resinao lahatra.

Ny dinika nandramako moa dia nankalaza,
Fa ianao ry namako no ilay sahaza,
Hanampiako izany, feno ny aminao ny deapwf banga nanontany
Tao ampoko qbtcoo tao 2x

Izay hery izay, no tena namantarako,
Fa ianao tononkira.serasera.org no ilay olona anjarako,
Ny teniko na vitsy, tsy resaka ankizy,
Tsapako mihitsy fa ianao...no izy...

Nosoratan'i Haingo ary nohirain'i Lova Rakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lova Rakoto
Visites : 1653
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lova20rkt
Date : 08/09/2020 17:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.092