Fiainam-baovao (Louange Gospel (Lo.Gos))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay mahantra, ory mitalaho
Ireo soa mba nananana indrisy nandao
Toa tsy misy andro mihiratra intsony ho anao
Mangarika anao izao ilsdeahv tontolo izao
Toa tsy misy vahaolana intsony ho anao
Izay hevitra hita tsisy tsy natao
Fa tsy misy vokany hatramin'izao
Dia ho ketraka ve? Hamoy fo ianao?
Fahoriana no hita raha mbola eto an-tany
Tsy ilaozana sento ary feno tomany
Kanefa Jesoa efa nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
Tsarovy sakaiza, Jesoa tsy mandao
Ilay Mpamonjy izao tontolo izao
Izy no hanala ny fahorianao
Ao Aminy no misy fiainam-baovao
Matokia tononkira.serasera.org Azy....
Kanefa Jesoa efa xhhyvc ymyiot nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
Ireo soa mba nananana indrisy nandao
Toa tsy misy andro mihiratra intsony ho anao
Mangarika anao izao ilsdeahv tontolo izao
Toa tsy misy vahaolana intsony ho anao
Izay hevitra hita tsisy tsy natao
Fa tsy misy vokany hatramin'izao
Dia ho ketraka ve? Hamoy fo ianao?
Fahoriana no hita raha mbola eto an-tany
Tsy ilaozana sento ary feno tomany
Kanefa Jesoa efa nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
Tsarovy sakaiza, Jesoa tsy mandao
Ilay Mpamonjy izao tontolo izao
Izy no hanala ny fahorianao
Ao Aminy no misy fiainam-baovao
Matokia tononkira.serasera.org Azy....
Kanefa Jesoa efa xhhyvc ymyiot nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Louange Gospel (Lo.Gos)Visites : 1419
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fytia_andria
Date : 11/04/2017 10:08
