Ndao mba hiaraka aminay (Ljah Mc chic ofisialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao mba hiaraka aminay
Fa reo zahay no mandatsaka
Na fotsy ianao na mainty
Fa ny aty ho'aho tsy manavaka
Manatòna aty ianao raha lepuvsy vonona ny handihy
Fa falifaly foana miaraka amin'i ra-Joopi
Matoa zaho tonga eto dia efa mila anao mandihy
Hampiakatra tononkira.serasera.org ny maripana amin'ilay ankafizindry
Dia aza mihafahafa fa tonga lsqopvs dia lasa
Raha mila mafana efa io JLH
Ataovy ambony ny tànana zay mankafý anah
Ny iray tanàna tonga dia vnvrbhr koraka vao hoe ra-LJAH

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ljah Mc chic ofisialyHits : 1873
Likes : 0 Like
Created by : JLH
Date : 25/05/2018 11:07