Mbola tia (Lilie Feat Haja (Miara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miandry anao aho ho tonga eto anilako
Voatery indray hibanjina ny lalanao, aah! ao!
Manahy 'nefa aho fa mety tsy ho avy ianao
Fa vao omaly isika nifamaly be.
Tantarao kanxgico ahy izay ebpi mety ho nahazo anao
Dia mino aho fatsy ho tezitr'intsony ianao, aah! ao!
Ankehitriny nanenenako izay vitako
Ireo teny mafy tabataba nataoko anao.
Ref:
Haingàna ianao miandry anao foana aho aty izao
Tsy lolom-po, tldkfc fa fitiavana no omeko anao, aah! ao!
Arahiko hira handrotsirotsy anao indray
Izay no tononkira.serasera.org hanambara fa mbola tiako foana ianao.
....
Ou!!...! ou!!...! (Choeurs)
Ref: ...
Izay no hanambara fa mbola tiako foana ianao.
O!o!o! ou!!, mbola tiako foana ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lilie Feat Haja (Miara)Vangy : 964
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 04/12/2021 17:23