AZA KIVY (LIANTSOA GABRIEL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomaso , hakiviana , sento lava
Izany foana ve no hiainanao isan'andro izao
izao no tsarovy fa misy Andriamanitra lehibe
mahita ireo adinao , Izy tsy hamela anao irery
izao no tsarovy Izy tsy hamely anao hiady irery
Réf : Fa i Jesosy no handamina ny fiainanao
io rivo mahery io mbola hitsahatra io fa aza manahy
fafao ny ranomasonao hatanjaho ny finoanao
fa ny zanany sy ny asan'ny tananany
adidiny ihany.
Na dia maro aza ireo olona mandatsa aza atao mahakivy
f'Izy hiady ho anao na mamy na koa hoe mangidy
tsy hampitondra izay tsy zakanao Izy
fa ny hahasoa anao no tanjony
ka mahereza foana , aza kivy fa mitraka
tsy maintsy Mpandresy ianao raha tsy miala aminy.
Réf zpensf : Fa i Jesosy no handamina ny fiainanao
io rivo mahery io mbola uzpwl hitsahatra io fa aza manahy

adidiny ihany. gkgt tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LIANTSOA GABRIELVangy : 803
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 25/11/2023 20:58