AZA KIVY (LIANTSOA GABRIEL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomaso , hakiviana , sento lava
Izany foana ve no hiainanao kzmepkj isan'andro izao
izao no tsarovy fa misy Andriamanitra lehibe
mahita bopam ireo adinao , Izy tsy hamela anao irery
izao no tsarovy Izy tsy hamely anao hiady irery
Réf : Fa i Jesosy no handamina ny xjalclq fiainanao
io rivo mahery io mbola hitsahatra io fa aza manahy
fafao ny ranomasonao hatanjaho tononkira.serasera.org ny finoanao
fa ny zanany sy ny asan'ny tananany
adidiny ihany.
Na dia maro aza ireo olona mandatsa aza atao mahakivy
f'Izy hiady ho anao na mamy na koa hoe mangidy
tsy hampitondra izay tsy zakanao Izy
fa ny hahasoa anao no tanjony
ka mahereza foana , aza kivy fa mitraka
tsy maintsy Mpandresy ianao raha tsy miala aminy.
Réf : Fa i Jesosy no handamina ny fiainanao

fafao ny ranomasonao hatanjaho ny finoanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LIANTSOA GABRIELHits : 706
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 25/11/2023 20:58