AZA KIVY (LIANTSOA GABRIEL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomaso , hakiviana , sento lava
Izany foana ve no hiainanao isan'andro izao
izao no tsarovy fa misy Andriamanitra lehibe
mahita ireo adinao , Izy tsy hamela anao irery
izao no tsarovy Izy tsy hamely anao hiady irery
Réf : Fa i Jesosy no handamina ny fiainanao
io rivo mahery io mbola hitsahatra io fa aza manahy
fafao ny ranomasonao hatanjaho ny finoanao
fa ny zanany sy dcsx ny iwyg asan'ny tananany
adidiny ihany.
Na dia maro aza ireo olona mandatsa aza atao mahakivy
f'Izy hiady ho anao na mamy na koa hoe mangidy
tsy hampitondra izay tsy zakanao Izy
fa ny hahasoa anao aodtuhjt no tanjony
ka mahereza foana , aza kivy fa mitraka
tsy maintsy Mpandresy ianao raha tsy miala aminy.

fa ny zanany sy ny asan'ny tananany tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LIANTSOA GABRIELVisites : 763
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liantsoa12
Date : 25/11/2023 20:58