Kapa kiranyl (lapé)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nieritreritra ny fiainako taloha aho
Tamin’izany fotoana izany mbola mpianatra aho
Tsy mba anisan’ireny mpilay bozy ireny
Ka tsy mba nana-namana fa nandeha irery
F’izaho ilay bandy kely tsotsotra nanao kapa kiranyl
Nandeha an-tongotra rehefa nianatra fa tsy wpqbnywn amina automobil a a a a
Somary menamenatra rehefa fdefmhx mahita sipa manja kely
Fa matahotra ny poahey ho voarora ka aleo tsy miteny
Nony taty aoriana kosa noho izany rehetra izany
Tafita tamin’ny fiainako aho fa tsy olona ambany
Ireo niavonavona taloha nanjary nanontany
Fa inona kay ny asanao no tononkira.serasera.org niova aoka izany

--------
Rohy: