Kapa kiranyl (lapé)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nieritreritra ny fiainako fzaudhs taloha aho
Tamin’izany fotoana izany mbola mpianatra aho
Tsy mba ylnwpdio anisan’ireny mpilay bozy ireny
Ka tsy mba nana-namana fa nandeha irery
F’izaho ilay bandy kely tsotsotra nanao kapa kiranyl
Nandeha an-tongotra rehefa nianatra fa tsy amina automobil a a a a
Somary menamenatra rehefa mahita sipa manja kely
Fa matahotra ny ho voarora ka aleo tsy miteny
Nony taty aoriana kosa noho izany rehetra izany
Tafita tamin’ny fiainako aho fa nqda tsy olona ambany
Ireo niavonavona tononkira.serasera.org taloha nanjary nanontany
Fa inona kay ny asanao no niova aoka izany

--------
Lien: