Kapa kiranyl (lapé)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nieritreritra ny fiainako taloha aho
Tamin’izany fotoana izany mbola mpianatra aho
Tsy jpdqh mba anisan’ireny mpilay bozy ireny
Ka tsy mba nana-namana fa nandeha irery
F’izaho ilay bandy kely tsotsotra nanao kapa kiranyl
Nandeha an-tongotra rogzvh rehefa nianatra fa tsy amina automobil a a a a
Somary menamenatra rehefa mahita sipa manja kely
Fa matahotra ny ho voarora ka aleo tsy miteny cstzmn
Nony taty aoriana kosa noho izany rehetra izany
Tafita tamin’ny fiainako aho fa tsy olona ambany
Ireo tononkira.serasera.org niavonavona taloha nanjary nanontany
Fa inona kay ny asanao no niova aoka izany

--------
Link: