Atsangano aho (Landry Rpj)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet1:
Tsapako anio fa manam-petra ny fotoana.
Fandeferanao taloa toa niova gidra2 foana.
Heiiy,haaa!!!!Vono foana isan'andro.
Refa mamo aho tsy tana fa mamono anao lava.
Ref:
Ka manomboka androany aho matsiaro ka mifona aho.
Manomboka androany tsy am-pijaly tsy am-pahory lzjmji aho.
Fa lasa ny omaly tononkira.serasera.org mba miangavy aho avelao.
Tomany...Antsangano fa lavo.
Couplet rvypv 2:
Manenina mafy aho matsiaro tena diso aho.
Rah mety avelao...Ireo fahadisoako avelao.
Tsy amerina igafy fa mba qbxj faniriko...
Ny anatona anao ity foko vao2.
Ref:....(x2)
Couplet 3:
Manomboka anio ah ry piso tsy anao ny fanaoko nandratra mba marina anie!
Ialako ireo fika masiso tranainy ka indro ho soloiko fitiavana be.
Tsy amerina intsony ah zah tena mifona mijanona mou enao cherie baby.
Ny foko efa andry de mba atsangano aki
Atsangano aho fa tsy afa mandeh.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Landry RpjHits : 1529
Likes : 1 Like
Created by : landriamiandrisoa
Date : 20/03/2018 20:29