Ny vavaka manova zavatra mp 3 (Lalasoa sy Amélie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ny aizim-pito manarona
Ny ady sy loza tsy nampoizina
Minoa tokoa fa ny tononkira.serasera.org vavaka
No manova zavatra.
2 Mba mivavaha ho an'ireo 'zay very
soloy hira ny sentonao
Mba mivavaha fa ny vavaka No manova zavatra
3 Misy fiadanana ny vavaka
Ho an'ny azon'ny adim-piainana
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova vpajp zavatra
Fiv Ny ncjhhq vavaka manova zavatra Na andro ratsy na tsara
Jesosy no toky fjzur ka mivavaha
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra
Ny ady sy loza tsy nampoizina
Minoa tokoa fa ny tononkira.serasera.org vavaka
No manova zavatra.
2 Mba mivavaha ho an'ireo 'zay very
soloy hira ny sentonao
Mba mivavaha fa ny vavaka No manova zavatra
3 Misy fiadanana ny vavaka
Ho an'ny azon'ny adim-piainana
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova vpajp zavatra
Fiv Ny ncjhhq vavaka manova zavatra Na andro ratsy na tsara
Jesosy no toky fjzur ka mivavaha
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalasoa sy AmélieVangy : 9599
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 17/04/2016 02:16
