Ry Tompo o, Mpamonjiko malala (KTLM Amboniavaratra Betafo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o, Mpamonjiko malala
Endrey ny fitiavanao
Iriko mafy koa ny hahalala
Hanompo sy hiasa ho anao
Moa inona no zavatra nataoko
Hamonjy ireo mpanota namako
Angamba mbola cvtr hisy ny fotoana
Mba hanompoako anao Jeso
Ny andro sy fotoana efa iqndsh lasa
Dia be no very foana e
Fa vitsy no mba oyafqmpd azoko nomena
Sy lany nanompoako anao Jeso
Moa inona tononkira.serasera.org no zavatra nataoko...
Ny tenako rehetra fo fanahy
Ry Tompo o omeko anao
Hijoro ary koa ho tena sahy
Sy hanambara ny fitiavanao
Moa inona no zavatra nataoko...
Endrey ny fitiavanao
Iriko mafy koa ny hahalala
Hanompo sy hiasa ho anao
Moa inona no zavatra nataoko
Hamonjy ireo mpanota namako
Angamba mbola cvtr hisy ny fotoana
Mba hanompoako anao Jeso
Ny andro sy fotoana efa iqndsh lasa
Dia be no very foana e
Fa vitsy no mba oyafqmpd azoko nomena
Sy lany nanompoako anao Jeso
Moa inona tononkira.serasera.org no zavatra nataoko...
Ny tenako rehetra fo fanahy
Ry Tompo o omeko anao
Hijoro ary koa ho tena sahy
Sy hanambara ny fitiavanao
Moa inona no zavatra nataoko...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Amboniavaratra BetafoVisites : 1381
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jantina
Date : 23/02/2022 19:33
