Izaho no nifidy anareo (KT Sambo Fiara FLM Tanjombato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha hilazao anio izao tontolo izao.
Torio sy ambarao ny didy vaovao.
Izay mbola tononkira.serasera.org tsy mandreha ataovy mpianatro,
Satria Izaho no nifidy anareo
Izaho no nifidy anareo e! Hoy ihjq Jesosy ka nanendry,
Handeha sy hamoa be be wlsrso kokoa
Mba aharetan’ny vokatrareo.
Nomen’ny Ray anareo izay rehetra tena soa, lovasoa.
Valim-pitia izay sarobidy indrindra,
Ka hangatao amin’ny Anarako.
O! Mijoro mba ho vavolombelona
amin’ny asa atao sy ny finoana.
Ny asa izay Ataoko no hataovy koa,
Satria Izaho no nifidy anareo.
Haneso oons anareo ny manodidina
Ka mihorena tsara amin’ny finoana.
Andriamanitra mihaino raha teo,
Satria Izaho no nifidy anareo.
Torio sy ambarao ny didy vaovao.
Izay mbola tononkira.serasera.org tsy mandreha ataovy mpianatro,
Satria Izaho no nifidy anareo
Izaho no nifidy anareo e! Hoy ihjq Jesosy ka nanendry,
Handeha sy hamoa be be wlsrso kokoa
Mba aharetan’ny vokatrareo.
Nomen’ny Ray anareo izay rehetra tena soa, lovasoa.
Valim-pitia izay sarobidy indrindra,
Ka hangatao amin’ny Anarako.
O! Mijoro mba ho vavolombelona
amin’ny asa atao sy ny finoana.
Ny asa izay Ataoko no hataovy koa,
Satria Izaho no nifidy anareo.
Haneso oons anareo ny manodidina
Ka mihorena tsara amin’ny finoana.
Andriamanitra mihaino raha teo,
Satria Izaho no nifidy anareo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KT Sambo Fiara FLM TanjombatoVangy : 2314
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : douddouh
Daty : 27/02/2009 15:08
