Izaho no nifidy anareo (KT Sambo Fiara FLM Tanjombato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha hilazao anio izao tontolo izao.
Torio sy ambarao ny didy vaovao.
Izay mbola tsy mandreha qaaueqm ataovy mpianatro,
Satria Izaho no nifidy anareo
Izaho no nifidy anareo e! Hoy Jesosy ka nanendry,
Handeha sy hamoa be be kokoa
Mba aharetan’ny vokatrareo.
Nomen’ny Ray anareo izay rehetra tena soa, lovasoa.
Valim-pitia izay sarobidy indrindra,
Ka hangatao amin’ny Anarako.
O! Mijoro rcsyopq mba ho vavolombelona
amin’ny asa atao sy ny finoana.
Ny asa izay Ataoko dmylo no hataovy koa,
Satria Izaho no nifidy anareo.
Haneso anareo ny manodidina
Ka mihorena tsara amin’ny finoana.
Andriamanitra mihaino raha teo,
Satria Izaho tononkira.serasera.org no nifidy anareo.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KT Sambo Fiara FLM TanjombatoVisites : 2315
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : douddouh
Date : 27/02/2009 15:08