Izaho no nifidy anareo (KT Sambo Fiara FLM Tanjombato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha hilazao anio izao tontolo izao.
Torio sy ambarao ny didy vaovao.
Izay mbola tsy mandreha ataovy mpianatro,
Satria Izaho no nifidy anareo
Izaho no nifidy anareo e! Hoy Jesosy ka nanendry,
Handeha sy hamoa be be kokoa
Mba aharetan’ny vokatrareo.
Nomen’ny Ray anareo izay rehetra tena soa, soqynhbz lovasoa.
Valim-pitia izay sarobidy indrindra,
Ka hangatao cetrqrrp amin’ny Anarako.
O! Mijoro mba ho vavolombelona
amin’ny asa atao sy ny yvsoz finoana.
Ny tononkira.serasera.org asa izay Ataoko no hataovy koa,
Satria Izaho no nifidy anareo.
Haneso anareo ny manodidina
Ka mihorena tsara amin’ny finoana.
Andriamanitra mihaino raha teo,
Satria Izaho no nifidy anareo.
Torio sy ambarao ny didy vaovao.
Izay mbola tsy mandreha ataovy mpianatro,
Satria Izaho no nifidy anareo
Izaho no nifidy anareo e! Hoy Jesosy ka nanendry,
Handeha sy hamoa be be kokoa
Mba aharetan’ny vokatrareo.
Nomen’ny Ray anareo izay rehetra tena soa, soqynhbz lovasoa.
Valim-pitia izay sarobidy indrindra,
Ka hangatao cetrqrrp amin’ny Anarako.
O! Mijoro mba ho vavolombelona
amin’ny asa atao sy ny yvsoz finoana.
Ny tononkira.serasera.org asa izay Ataoko no hataovy koa,
Satria Izaho no nifidy anareo.
Haneso anareo ny manodidina
Ka mihorena tsara amin’ny finoana.
Andriamanitra mihaino raha teo,
Satria Izaho no nifidy anareo.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KT Sambo Fiara FLM TanjombatoHits : 2263
Likes : 0 Like
Created by : douddouh
Date : 27/02/2009 15:08
