TOMPO O MAMINDRA FO AMINAY (Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Milomano anatin'ny fahotana izahay ry Tompo ô
    Ka maniasia lavitra anao izahay olombelona
    
Réf : Tompo ô (kristy ô) mamindrà fo aminay
         Tompo ô (kristy ô) mamindrà fo

2- Miraparapa ao anatin'ny haizina izahay ry Kristy ô
  Tsy mahita ny ambany maso fa sodokan'ny fiainana

3- Nanilikilika anao hatrany izahay ry Tompo ô
Tsy nihevitra hoe fa misy ny fanahinao ka nanao ny tsy mendrika
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga)
Hits : 11
Likes : 0 Like
Created by : Gyno
Date : 22/09/2024 14:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732