Atolory (Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Atolory
    Ny tenanareo
    Ho sorona velona, voatokana
    Ho an'Andriamanitra, ho ankasitrahany

Réf : Fa izany (fa izany)
        No fanompoana (mpivavahana)
         Tokony ataonareo
        Fa izany no fanompoam-pivavahana
        tokony ataonareo

2- Tompoy, ny namanareo
    Mihoatra ny tenanareo
    Araka ny finoana sy fahendrena,
   nomen'izy Tompo Andriamanitra

3- Mankahalà ny ratsy ianareo
   Fikiro ny tsara
    
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga)
Visites : 23
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Gyno
Date : 20/09/2024 09:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759