Molia (Khaleba)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
volagno aminazy e!
fa zaho mbo tia aaa
teneno amiazy any e!
zaho atoy mahia aaaa!!

amamoha isan'andro
fanareko eritreritra
kara sarotry amiko
ny hisaraka aminao ilay tiako ôôô
oooooo!!!!

ref:
koa aleoko ôô!
mandigny zaho eeeee!
koa aleoko mandigny anao !
sarotse ny ahitako hasoloko anao lay tiako eee
mandigny zaho eeeee!
koa aleoko mandigny anao !
fa ho rambesiko antagnan-droa anie iha a!!!

teneno aminazy e
iha hoe molia aaaa!!!
tantarao aminazy any e
zaho ato mivaralila aaa!!!!

tsisy raha manjary
tsy misy mpitary e!!!
ny saiko tsy mino hoe
tsisika roa ifagnalino "otrany tsy mampino a"

ref:
koa aleoko ôô!
mandigny zaho eeeee!
k'aleoko mandigny anao !
sarotse ny ahitako hasoloko anao lay tiako eee
mandigny zaho eeeee!
koa aleoko mandigny anao !
fa ho rambesiko antanan-droa anie iha a (molia)!!!

bridge:

fomban'ny mpivaly
ilay mifamaly
f'izay tsy midika
fisaraha tôtaly ôôô!!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Khaleba
Vangy : 4778
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 20/03/2018 21:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749