You are here: home > Tononkira > Khaleba

Lasa izy (Khaleba)

Sangy ity sa tena izy e
Agno tsy nisalasala a
Nampiriminao iaby
Ny entanao tato antrano
Zaho komensy gagagaga
Nanao zay azoko natao aho
Ny mba hijanonanao e
Fa ny andeha zao
Andeha zao
Zay fanapahakevitrao o
Lasa izy e, navelany aho o
Nandeha nanaraka olo an dafy
Any fa misy fiainana metimety
Lasa izy e, leo hono izy
Fa hoe fiainanay Tsiky dia ampytsy mamely iii
Veloma mapamangy
Fa ny antsika efa tsy anjara
Ny hiaradia
Tsofiko rano soava dia
Mbo ho tsiaronao va izaho o
Indraika andro agny
Mba nahavita avao
agne aho o
Nanajanao agne aho o
Nataoko iaby
Zay tous les moyens
Mba hasambatra anao
Lay tiako o
Nanao zay azoko natao aho
Ny mba hijanonanao e
Fa ny andeha zao
Andeha zao
Izay no fnapaha-kevitrao ooo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Khaleba
Mpamaky : 4242
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : andrianina2015
Tamin'ny : 27/11/2015 14:15:40
ID : 7954

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo