Marary fo (Khaleba)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka atao an'io zaho fa halako ô
(Eka) Halako ô
Ka diridiry fa halako ô
Ka hentenao maharitse
Masonao na mangarika e
Aiza e

Ka atao an'io zaho fa halako ô
(Eka) Halako ô
Ka diridiry fa halako ô
Ka hentenao maharitse
Masonao na mangarika e

Haiko anie iha fa mbo tea
Be moraly iha fa anaty fonao ao marary e
Misaraka izao ty tsy misy kilolom-po sasy e
Samby zegny tsika fa tsy hifanambitamby e

Oh, marary fonao koahy mahita ny rafinao
Mijaly eritretra tsy hitanao ny atao
Tsy azon-droro amin'ny haly ataoko akory hivolanako azy
Hoe zaho toy lay mbo tia fa manabe moraly

Volana bakao laha te hipoly e
Hoy aho neny e
Volana fa ka be hambo ô
Volana bakao laha te hipoly e
Hoy aho neny e
Ka menatsy koa mananto

Mandiny ahy hanambitamby va?
Azafady aminao za tsy mahavita
Hafa taloha heny e
Mandiny ahy hanambitamby e
Azafady aminao zaho tsy mety
Hafa taloha heny

Ka atao an'io zaho fa halako ô
(Eka) Halako ô
Ka diridiry fa halako ô
Ka hentenao maharitse
Masonao na mangarika e
Aiza e

Ka atao an'io zaho fa halako ô
(Eka) Halako ô
Ka diridiry fa halako ô
Ka hentenao maharitse
Masonao na mangarika e

Ka atao an'io zaho fa halako ô
(Eka)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Khaleba
Vangy : 129
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nyfotia
Daty : 31/01/2024 15:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723