Tsy Nino Aho (Kerobima Fanasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy azoko mihitsy, Tsy hitako intsony
Very any anaty eritreritro aho
Feno fanahiana mitaintaina aho
Satria vesaran'ny hadisoako
Bridge: ukyxz x2
Tsy nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Pre-Chorus:
Tsy nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Fa efa tsisy azo atao
Niondrika aho, nitomany aho fa tsy zakako intsony
Ref:
Fa tsy niandry Ianao fa nanatona ahy
Tsy nahoanao ny halotoako
Nihemotra aho fa nisalasala
Tsy tononkira.serasera.org nino aho fa misy tia ahy toy izao
Natsanganao aho ho wjiydyqd zanakao aho
Nomenao toerana tahaka Anao
Nolazainao sy nasehonao
Hay kay yvknje aho tompon'izao rehetra izao
Very any anaty eritreritro aho
Feno fanahiana mitaintaina aho
Satria vesaran'ny hadisoako
Bridge: ukyxz x2
Tsy nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Pre-Chorus:
Tsy nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Fa efa tsisy azo atao
Niondrika aho, nitomany aho fa tsy zakako intsony
Ref:
Fa tsy niandry Ianao fa nanatona ahy
Tsy nahoanao ny halotoako
Nihemotra aho fa nisalasala
Tsy tononkira.serasera.org nino aho fa misy tia ahy toy izao
Natsanganao aho ho wjiydyqd zanakao aho
Nomenao toerana tahaka Anao
Nolazainao sy nasehonao
Hay kay yvknje aho tompon'izao rehetra izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kerobima FanasinaHits : 233
Likes : 0 Like
Created by : VoaharyNekena
Date : 01/04/2026 09:16
