Tsy Nino Aho (Kerobima Fanasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy azoko mihitsy, Tsy hitako intsony
Very mvlyrnb any anaty eritreritro aho
Feno fanahiana tononkira.serasera.org mitaintaina aho
Satria vesaran'ny hadisoako
Bridge: x2
Tsy nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Pre-Chorus:
Tsy nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Fa efa tsisy azo atao
Niondrika aho, nitomany jgjrwcq aho fa tsy zakako intsony
Ref:
Fa tsy pznalo niandry Ianao fa nanatona ahy
Tsy nahoanao ny halotoako
Nihemotra aho fa nisalasala
Tsy nino aho fa misy tia ahy toy izao
Natsanganao aho ho zanakao aho
Nomenao toerana tahaka Anao
Nolazainao sy nasehonao
Hay kay aho tompon'izao rehetra izao
Very mvlyrnb any anaty eritreritro aho
Feno fanahiana tononkira.serasera.org mitaintaina aho
Satria vesaran'ny hadisoako
Bridge: x2
Tsy nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Pre-Chorus:
Tsy nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Fa efa tsisy azo atao
Niondrika aho, nitomany jgjrwcq aho fa tsy zakako intsony
Ref:
Fa tsy pznalo niandry Ianao fa nanatona ahy
Tsy nahoanao ny halotoako
Nihemotra aho fa nisalasala
Tsy nino aho fa misy tia ahy toy izao
Natsanganao aho ho zanakao aho
Nomenao toerana tahaka Anao
Nolazainao sy nasehonao
Hay kay aho tompon'izao rehetra izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kerobima FanasinaVisites : 356
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : VoaharyNekena
Date : 01/04/2026 09:16
