Tsy Nino Aho (Kerobima Fanasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy azoko mihitsy, Tsy hitako intsony
Very any anaty eritreritro aho
Feno fanahiana ghmhv mitaintaina aho
Satria vesaran'ny hadisoako
Bridge: x2
Tsy htudxxz nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Pre-Chorus:
Tsy nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Fa efa tsisy azo atao
Niondrika aho, nitomany aho fa tononkira.serasera.org tsy zakako intsony
Ref:
Fa tsy niandry Ianao fa nanatona ysxfm ahy
Tsy nahoanao ny halotoako
Nihemotra aho fa nisalasala
Tsy nino aho fa misy tia ahy toy izao
Natsanganao aho ho zanakao aho
Nomenao toerana tahaka Anao
Nolazainao sy nasehonao
Hay kay aho tompon'izao rehetra izao
Very any anaty eritreritro aho
Feno fanahiana ghmhv mitaintaina aho
Satria vesaran'ny hadisoako
Bridge: x2
Tsy htudxxz nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Pre-Chorus:
Tsy nanantena intsony aho
Ny ahazo hafanana vaovao
Fa efa tsisy azo atao
Niondrika aho, nitomany aho fa tononkira.serasera.org tsy zakako intsony
Ref:
Fa tsy niandry Ianao fa nanatona ysxfm ahy
Tsy nahoanao ny halotoako
Nihemotra aho fa nisalasala
Tsy nino aho fa misy tia ahy toy izao
Natsanganao aho ho zanakao aho
Nomenao toerana tahaka Anao
Nolazainao sy nasehonao
Hay kay aho tompon'izao rehetra izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kerobima FanasinaHits : 355
Likes : 0 Like
Created by : VoaharyNekena
Date : 01/04/2026 09:16
