Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raiki-pitia (Kamary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy ilay andro tsy maintsy hamoizana anao
Tsy ho ahy intsony fa hiova fitia vaovao
Dia hamentsoventso aho ’reo tantarantsika taloha
Tsy ho zaka angamba fa aleo sanatriavina aloha
Ireo adiady filan-kisa kely fanao
Mahagaga ahy fa vao maika tsy hafoizana anao
Ny fandongilongy sy ny famolaka avy etsy sy eroa
Toa zary rhmwyizr midongy tsy laitra fa sao enti-po
Ref:
Ka ho aiza indray?
Tsy manan-tsafidy aho hoa k’aza hampahoriana
Mba ho aiza indray ary aho?
Tsy tia tononkira.serasera.org olon-kafa aho fa ianao no tiana
Fa raha sanatria ho tanteraka izany
Avelao re ny foko hitampify eny ihany fa
Tsy oqgymez mahasaraka anao aho fa RAIKI-PITIA
Hanaraka anao aho satria mbola tia
Rediredy fa tia, tena tia mafy anao
Tsy dkeolsl hay nafenina intsony ’lay tsiambararoa
’Lay mampifila kely tao am-poko tao
Noho ny fitiavako anao dia niloatra avokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KamaryVangy : 9513
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 02/09/2019 18:59