Rehefa manambady ravorona (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa manambady Ravorona
Aiza am’izany ‘ty tenako
Ataoko vaky vava ny olona
Mijery anay mi-“bras-dessous”

Ny haingo mirenty mitatatata
Mena dia mena ny karavato
Izany kiraro dia tena fotsy
Ny palitao dia môdy kely
Mba aiza am’izany ‘ty tenako
Aoka re olona

Rehefa manambady Ravorona
Aiza am’izany ‘ty tenako
Ataoko vaky vava ny olona
Mijery anay mi-“bras-dessous”

Ny haingo mirenty mitatatata
Mena dia mena ny karavato
Izany kiraro dia tena fotsy
Ny palitao dia môdy kely
Mba aiza am’izany ‘ty tenako
Aoka re olona

Izany sakafo dia aoka fotsiny
Mafilotra mantsy ny betiravy
Ka mitelin-drora ny vahivavy
Rehefa lamoka izany laoka
Dia manjary misafo saoka
Aoka re, ié hé
Aoka re, ie hé
Aoka re
Veloma re.

Izany sakafo dia aoka fotsiny
Mafilotra mantsy ny betiravy
Ka mitelin-drora ny vahivavy
Rehefa lamoka izany laoka
Dia manjary misafo saoka
Aoka re, ié hé
Aoka re, ie hé
Aoka re
Veloma re.

Mpamorona sy mpanoratra: Justin RAJOROARIVONY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Justin RAJORO
Vangy : 499
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 20/01/2022 17:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0738