Mariazy (José sy Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hanindroa tsy hanampaharoa
Izao andro anio izao
Tsy mandry roa ela niandrasana pyacqwkh koa
Ny andro iray ifaliana indray.
Eto wgyjb anatrehan’Andriamanitra
No tononkira.serasera.org hanekeko anao ho vadiko
Ka na mora na ho apgofpvx sarotra aza
Ho tia sy hanaja anao.
Finidiko, hiara-dalana koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.
Izao andro anio izao
Tsy mandry roa ela niandrasana pyacqwkh koa
Ny andro iray ifaliana indray.
Eto wgyjb anatrehan’Andriamanitra
No tononkira.serasera.org hanekeko anao ho vadiko
Ka na mora na ho apgofpvx sarotra aza
Ho tia sy hanaja anao.
Finidiko, hiara-dalana koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : José sy TahinaVangy : 10661
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 22:47
