TSINONTSINONA AHO RY RAY (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsinontsinona aho ry Ray
Raha namonjy ahy Ianao
Fa mpanota ts’isy raisina aho
Raha notiavanao
Olom-bery lavitra tsy mba nahalala Anao
F’ankehitriny tonga zanakao
Izay ao an-tranonao

Ref : Tompo o ! tsy mendrika akory aho
        Ny atao vnob hoe zanakao
        F’efa nania sy tononkira.serasera.org nanalavitra Anao
       cjccry  He menatra aho tsy te hitraka akory
        Manoloana Anao
     ayhhvwtz    Ity mpanota tonga olom-baovao

Tsinotsinona aho ry Ray,
Raha nifidy ahy Ianao
Mba ho isan’ny mpanomponao
Hiasa ho Anao
Fa tsy mety Ianao raha toa ka tsy niantso ahy
Nefa fantatrao tokoa ry Tompo
Ny amiko tontolo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1017