TSINONTSINONA AHO RY RAY (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsinontsinona aho ry Ray
Raha namonjy ahy Ianao
Fa mpanota ts’isy raisina aho
Raha notiavanao
Olom-bery lavitra tsy mba nahalala Anao
F’ankehitriny tonga zanakao
Izay ao an-tranonao
Ref : Tompo o ! tsy mendrika akory aho
doefqlcr Ny atao hoe zanakao
F’efa hyzin nania sy nanalavitra Anao
wyhj He menatra aho tsy tononkira.serasera.org te hitraka akory
Manoloana Anao
Ity mpanota tonga olom-baovao
Tsinotsinona aho ry Ray,
Raha nifidy ahy Ianao
Mba ho isan’ny mpanomponao
Hiasa ho Anao
Fa tsy mety Ianao raha toa ka tsy niantso ahy
Nefa fantatrao tokoa ry Tompo
Ny amiko tontolo
Raha namonjy ahy Ianao
Fa mpanota ts’isy raisina aho
Raha notiavanao
Olom-bery lavitra tsy mba nahalala Anao
F’ankehitriny tonga zanakao
Izay ao an-tranonao
Ref : Tompo o ! tsy mendrika akory aho
doefqlcr Ny atao hoe zanakao
F’efa hyzin nania sy nanalavitra Anao
wyhj He menatra aho tsy tononkira.serasera.org te hitraka akory
Manoloana Anao
Ity mpanota tonga olom-baovao
Tsinotsinona aho ry Ray,
Raha nifidy ahy Ianao
Mba ho isan’ny mpanomponao
Hiasa ho Anao
Fa tsy mety Ianao raha toa ka tsy niantso ahy
Nefa fantatrao tokoa ry Tompo
Ny amiko tontolo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 6654
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 24/02/2014 08:57
