AZA ILAOZANAO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

https://tononkira.serasera.org/hira/jocelyn-ranjarison/aza-ilaozanao

Tsy mahavita tena irery aho
Tompo ô! Fa mila Anao
Izaho manontolo
Tsinontsinona
Izay rehetra mety ananako
Tompo ô! Raha tsy misy Anao

Tsy natao hisaraka Aminao aho
Na hanalavittononkira.serasera.orgra Anao
Fa asa angamba
Izay mety hanjo ahy
Raha toa ka hilaozanao

Réf : Aza ilaozanao aho
Aza manary ahy
Hiala eo anatrehanao
Aza esorina amiko
Tompo ô! Ilay Fanahinao
Fa very aho raha tsy eo Ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Mpamaky : 9469
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zokelia
Tamin'ny : 24/02/2014 08:01:16
ID : 6474

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo