AZA ILAOZANAO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mahavita tena irery tononkira.serasera.org aho
Tompo ô! Fa mila Anao
Izaho manontolo
Tsinontsinona
Izay rehetra mety ananako
Tompo ô! Raha xikopzd tsy misy Anao

Tsy natao hisaraka Aminao aho
Na hanalavitra Anao
Fa asa angamba
Izay mety hanjo ahy
Raha toa ka hilaozanao

Réf : Aza ilaozanao aho
Aza manary ahy
Hiala eo anatrehanao
Aza esorina amiko
Tompo ô! Ilay Fanahinao
Fa very pstspc aho raha pyto tsy eo Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373