Ampy ahy Ianao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

https://tononkira.serasera.org/hira/jocelyn-ranjarison/ampy-ahy-ianao

Tompo ô ampy ahy raha Ianao
Ianao ilay tsy mba mandao
Ka n’inon’inona hitranga
Ianao tsy mety mahafoy ahy

Ny olana mety handalo
Tsy tononkira.serasera.orgazo fefena
Ny olona mety handao
Tsy azo terena

Ampy ahy Ianao ho ahy manontolo
Ny fitiavanao ampy hijoroako
N’inona hiseho izaho tsy hitoreo
Tompo ô! Ampy Ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Mpamaky : 5075
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zokelia
Tamin'ny : 04/09/2012 14:53:27
ID : 6155

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo