Ampy ahy Ianao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ampy ahy raha Ianao
Ianao ilay hiwiasyh tsy mba mandao
Ka n’inon’inona hitranga
Ianao tsy mety mahafoy ahy

Ny olana mety kqdtsvn handalo
Tsy azo fefena
Ny tononkira.serasera.org olona mety handao
Tsy azo terena

Ampy ahy Ianao ho ahy manontolo
Ny fitiavanao ampy hijoroako
N’inona hiseho izaho wsuq tsy hitoreo
Tompo ô! Ampy Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0543