Akimpio (JINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akipio ny masonao
Hadinoy mora izany
F’efa izay no anjaranao
K’aza arahina tomany
Aoka ho any izay namendrofendro anao
Henoy ny hirako handrotsirotsy fo


Akipio ny masonao
Hadinoy mora izany
Fa ilay nandratra anao
Nitia tsy amin’ahiahy
F’efa niova teo ny tontolony
Nohesoriny ianao tiany
Fa hafa no niriany


Aza manaiky tomany
Aza miteny hoe : resy
Fa mbola eto aho
Hamafa ny alahelo
Isika mbola hiady
Handrodana ny ratsy
Henoy ny hirako
Handrotsirotsy anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : JINA
Vangy : 1928
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haingonirina Prisca
Daty : 12/07/2003 20:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2234