Zaza love (Ji'admis)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moi: Ref (x2): Kely loatra hono aho mbola tsy afaka mitia
Mamboraka fitiavana @ sipa sanatria
Bedin'i dada sy neny a ianao vao mankaty
Zay no matonga antsika roa tsy afaka hiara-dia

Le maso sendra nitopy de nifoha ny ahy le fitia
Fa nahita barbie
Tsy maintsy ionona anefa
Na hikabary be aza aho tsy avelan'i mama a!satria io no nanefa
Ny adidiny amiko
Ka nandraisany fepetra, saika tsy tantiko
Hoe tsy mahazo manao sipa,raha tsy rehefa tafita
Fa ny meuf tsy ho ritra, n'aiza n'aiza mahita
Han! De niteny koa bainina
Hoe za isedra fitia nefa mbola zaza ny toetra
Toa tsy ampy outillage
Tena mazana ty hoa fa le love aza nitoetra
Toa tsapa ho tia azy
Lay foko ouh
Nefa mbola zaza,k'aleo izy ho afoiko ouh

Ref (x2): . . . . . . . . . . . . . . . .

Vao nahita anazy aho tafakOzy hoe "quelle belle fille"!
Nefa mbola voarara fa hoe kely de mitia
Vavan'ny mpiara-monina hoe zaza ratsy taiza
Vao mivoaka ato tanana aho de voateny hoe "andeha ho aiza?"
Fitiavako vao mitsiry,matsiro fa tsy matsora
Nefa tsisy azoko atao satria mbola voafetra ny ora
Ivoahana ato ambovo,mbola tsy mahazo mitovo
Za ary hono mbola tokony hoentina eny ambojatovo
Letieuh!!bandy kosa de gejainareo ato atanàna
Efa dada sy mama no mametraka lalàna
Mirava @ 5 aho tsy maintsy tonga @ 5 sasany
Tsy mahazo manaiky aho na dia ataoko hoe tin'ny sasany
Bedy aho vao mitia satria za mbola bandy kely
De ozy neny izay hoe aleo loh mba miandry kely
Kely lôtra hono aho f'aleo loh mba ampy taona
Amzay aho vao mba afaka mandeh manaonao foana eh!!

Ref (x2): . . . . . . . . . . . . . . . . . .

Tafafoha lay fitia, tany amin'azy no niantefa
Za mba nanofy hoe mety efa izy no anjarako
Mhhh...kanefa mbola tsy afaka ifamatotra
F'aleo aho refa matotra ngamba vao sahy hiteny
Satria zao aho mbola kely
Mbola matahotra ho bedin'i dada sy neny
Raha hoe izao sahady de hipingapinga isera sipa
Nefa tsy hoe mamingavinga, fa tsy fidiny ho anay raha toa ka nitsiriritra
Tsy hitako intsony izay tokony ho ataoko ry sakaiza
Fa le fitia efa taitra, tsy haiko hoe ho akisaka aiza
Tsy maintsy ajanona ty na de ataoko hoe mahatamana
Sao ho voadonam-pitia aho zay vao hiantso hoe "maty aho mama A"

Ref (x2): . . . . . . . . . . . . .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ji'admis
Vangy : 2145
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jiaro
Daty : 18/07/2016 21:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.071