Veloma (Ji'admis)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraina vao nifoha, naharay SMS za
Tode nitanondrika sady narary fo
Fa le sipa tiko kay tsy mirevy ahy tsony
Mba ni-bip anazy aho, de navaliny anah hoe za ne tsy mirevy antsoina
Fa inona ny antony?
Za le topo-toerana ndray zany zao no niantona!
De tsy haiko ouh!fa naninona A?
Sa le fisarahana nataonao fananina A?
De zay zany koa, tsisy azoko atao
Fa ny azoko tenenina de hoe veloma ianao
Ny antsika roa zany le fitia tsy anjara
Mba niala nenina ihany aho kanefa ty tsy anjary
Mba niezaka ndamina Ah!kanefa ianao tsy mila
Za mba mifona de ianao ve mangarika, sady en plus'n'zay mampifila
De aleoko mangina, fa ny antsika tsy mety milamina
Le saritsika iny vao hitanao! tatao @ lam

Ref: Za le mba nandefitra kanefa tsy norarahinao
Aleo tsy miteny intsony fa de hoe veloma ianao
Ka tsy haiko, ka tsy haiko intsony izay atao anao
Ka tsy haiko, ka tsy haiko intsony izay atao anao

Vao nifoha maraina
Narary be ny tenako Otran'ny hoe fo miala aina
Nahita an'le message'nao heo "andao tsika hisaraka"
Ankona avy hatrany aho ka ny ranomaso raraka
Nanontany anazy aho hoe "maninona aho no nialany?"
Vali-teny azoko hoe "fitiavany ahy niha lany"
Fa tsy quoi
Tsy maninona mits'n ianao raha andeha hipah
F'anatin'ny 5 heures ihany za no celibat
Zao za lavo rery
Fa inoko fa ny fiainako ndray androany mbola ho lavorary
De aleo hadinoko ianao, fa ny antsika efa tsy anjara
Fa za mitraka foana, tohizako ny fiainako fa ianao mety enjera
K'aleo omena teny
Za loh manantena hoe ho tokam-po am'zay ianao @ olotina
Mandava-taona
Ka veloma aki baby A! mandrapihaona

Ref: . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .

Ora ray, le feno fijalina tsy nitapoka
Le fitiavanay, tô lasa feno fanomezan-tsiny tampoka
Nilaza izy fa leo
Le fiarahanay hono aleo hifarana hatreo
Ny fitiavany efa niena A
Ny lalanay tsy tiny intsony hoe ifanena A
Ny ahy ngamba tsy anjara euh! efa napoizina
Alaviriko nefa ny tevana na poizina
Atreho ny anjaranao manaraka
Ekeko hoe nalahelo za, ranomaso niraraka
Saingy lazaiko anao tsy sangy
Fa ho avy ny ahy le singa andrakotra ny foko
Tsy fika hitazomanana anao ndray hoe tsy andeh
Fa omeko tsodrano ianao amzay tina aleh
Tsy haiko! hoe ny adalana za ve loh manao?
Ah an!! safidinao ny andao
Ka hany azoko atao de manao veloma anao

Ref: . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .

Lien sur youtube: https://www.youtube.com/watch?v=aYHG0SbprBU
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ji'admis
Vangy : 2376
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jiaro
Daty : 16/07/2016 16:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0909