Tiako anao nefa... (JERIC'ko)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ary ity ny andro
Efa nandrasana isan’andro
Tena tsy ho zakako
Ny hanao veloma anao
Nefa tsy maintsy ho atao
Satria tiko be anao
Ranomaso tena tsy zaka
Manoatra ny an’ireo zaza

Mino ahore!samy hahaty,sy hanaja..
’Ireo voady izay efa mafy

ref: Any anao irery izay
Mety manina koa toa ahy
N’efa moa tsy azo ialana
Ireto teny mamy,izay efa voatana
Isan’andro isan’andro
Adal’aho hoy ny ao an-trano
Fa mitomany lava irery
Ohatran’i zaza mirenireny


Voaraik’lay taratasi-nao
Milaza ny antsika sy anao
Ajanony any hoy anao
Ireo voady,f’izaho hanambady

Nefa moa dia indrisy
Izaho tsy tompon-tsafidy
Izaho mbola tsy azon-doza
Fa ianao no nampidi-doza

Ny an-tsika eee!tena tsara
Asa koa,f’izaho no tena ts’isy anjara

ref: Any anao irery izay
Mety manina koa toa ahy
N’efa moa tsy azo ialana
Ireo teny mamy,zay efa voatana
Isan’andro isan’andro
Adal’aho hoy ny ao an-trano
Fa mitomany lava irery
Hoatran’i zaza mirenireny


F’izaho aloha ra-sipa
Tsy ilaiko anao rah-aditra
Raha toy izany ihany
Mandehana man-kany,tandremo very any!
Fa raha izaho aloha
Tsy ho voa na in-telo na in-droa
Fa hijery ireo joba misaina
Mba tsy ham-pitaraina tsy ham-pifer’aina an!
ooh!oooh!oooh!ô

Hafatra hoan’cow boy
Avelao any izay m’seom’lay
F’isika tsy ho very tandify
Vodi-tsobika aza letsy,manana-tandrify

Mbola tsaro-naove?
’Lay ranomaso-ko be
Nefa izany anie tsy ho zaka
Ny any aorina no,mety handa-tsa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : JERIC'ko
Vangy : 2603
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bogosy
Daty : 18/11/2004 10:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2763