Fisarahana (Jeanne Naly sy Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana hatreo, ndeha mody aoka ijfykkg izay
Ny fiarahana teto hatrizao
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa mafy ka mampitomany
Ndeha mody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Hangina aho dixcjx satria
Eny hangina matokia
Miandry anao ilay tia anao
Hofaranana koa ny vetso tononkira.serasera.org mangina
Tsy analana ary koa ytzlbunl tsy ampiana
Inefa hijaly ny foko, hijaly ny anao
Nefa aoka aleo mifandao
Ndeha mody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Hofaranana eny nefa mbola hiteny
Ireny fahatsiarovana ireny.
Le texte attribué à Edwige, Rado (Georges Andriamanantena) et Naly Rakotofiringa

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
16/06/2026 17:38)
Mba tiako lazaina mikasika ity lahatsoratra ity dia :
1. Ny fiarahana teto hatrizay ---> Ny fiarahana teto hatrizao. Io no voalaza ao amin'ny hira. Manamarika ny mitranga amin'izao fotoana izao.
2. Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao ---> Inefa hijaly ny foko, hijaly ny anao.
Voalohany aloha dia 'ny' no tenenin'ireo mpihira fa tsy 'noho' mihitsy.
Faharoa dia ity : Eto dia manamarina izireo fa 'Indro anefa' = Inefa hijaly ny foko ary hijaly koa ny anao. Izay no mahatonga ny hoe 'Inefa hijaly ny foko, hijaly ny anao' no tokony marina. Tsy izaho anefa no nanoratra fa Edwige sy Rado ary koa angamba i Naly.
Misatotra tompoko

Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jeanne Naly sy Ludger AndrianjakaVangy : 194
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 14/06/2026 00:41