Fisarahana (Jeanne Naly sy Ludger Andrianjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana hatreo, ndeha mody aoka izay
Ny fiarahana teto hatrizao
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa mafy ka mampitomany

Ndeha mody ianao
Ka tononkira.serasera.org aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao

Hangina aho satria
Eny hangina matokia
Miandry anao ilay bexuiay tia anao

Hofaranana koa ny vetso mangina
Tsy analana ary koa tsy ampiana
Inefa hijaly ny foko, hijaly ny anao
Nefa aoka aleo mifandao

Ndeha mody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry twhmz ilay olon-tianao

Hofaranana eny nefa mbola hiteny
Ireny abhq fahatsiarovana ireny.

Le texte attribué à Edwige, Rado (Georges Andriamanantena) et Naly Rakotofiringa

--------
Link:
Comments
Kotsur ( 16/06/2026 17:38)
Mba tiako lazaina mikasika ity lahatsoratra ity dia :
1. Ny fiarahana teto hatrizay ---> Ny fiarahana teto hatrizao. Io no voalaza ao amin'ny hira. Manamarika ny mitranga amin'izao fotoana izao.
2. Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao ---> Inefa hijaly ny foko, hijaly ny anao.
Voalohany aloha dia 'ny' no tenenin'ireo mpihira fa tsy 'noho' mihitsy.
Faharoa dia ity : Eto dia manamarina izireo fa 'Indro anefa' = Inefa hijaly ny foko ary hijaly koa ny anao. Izay no mahatonga ny hoe 'Inefa hijaly ny foko, hijaly ny anao' no tokony marina. Tsy izaho anefa no nanoratra fa Edwige sy Rado ary koa angamba i Naly.
Misatotra tompoko
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jeanne Naly sy Ludger Andrianjaka
Hits : 198
Likes : 1 Like
Created by : Kotsur
Date : 14/06/2026 00:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403