Hasambarana (Jean Valmance)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nambabo ny saiko hatry fhud ny ela tokoa
Ry zana-domoina
Mandresy yygo fanahy, tena sy fo
Ka tiako nfvjzgf ho jokoina
Izato fikopaka
Raha mba hihoatra hisidina avo
Tena mandresy an’ity saiko loatra
No tena mandavo
Toa maodimaod,y toa misalasala
Raha tononkira.serasera.org mba fantany mantsy
Fa hisy hasambarana raha toa miray
Dia hahay hifanantona ho azy
Ny foko sy ny azy izay
Ka mora ho ahy
Ny hanolotra voady sy fifanekena
Omeko mihitsy ny foko rehetra
Raha toa aho ka ekena
Ry zana-domoina
Mandresy yygo fanahy, tena sy fo
Ka tiako nfvjzgf ho jokoina
Izato fikopaka
Raha mba hihoatra hisidina avo
Tena mandresy an’ity saiko loatra
No tena mandavo
Toa maodimaod,y toa misalasala
Raha tononkira.serasera.org mba fantany mantsy
Fa hisy hasambarana raha toa miray
Dia hahay hifanantona ho azy
Ny foko sy ny azy izay
Ka mora ho ahy
Ny hanolotra voady sy fifanekena
Omeko mihitsy ny foko rehetra
Raha toa aho ka ekena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jean ValmanceVangy : 1353
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 11:37
