Hasambarana (Jean Valmance)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nambabo tononkira.serasera.org ny saiko hatry ny ela tokoa
Ry zana-domoina
Mandresy fanahy, tena sy fo
Ka tiako ho jokoina
Izato fikopaka
Raha mba hihoatra hisidina avo
Tena mandresy an’ity saiko loatra
No tena mandavo
Toa maodimaod,y toa misalasala
Raha mba fantany mantsy udrpn
Fa hisy hasambarana raha toa miray
Dia hahay hifanantona ho azy
Ny foko sy ny azy izay
Ka mora ho ahy
Ny hanolotra voady sy fifanekena
Omeko mihitsy crfmts ny foko rehetra
Raha toa aho ka dfvvs ekena
Ry zana-domoina
Mandresy fanahy, tena sy fo
Ka tiako ho jokoina
Izato fikopaka
Raha mba hihoatra hisidina avo
Tena mandresy an’ity saiko loatra
No tena mandavo
Toa maodimaod,y toa misalasala
Raha mba fantany mantsy udrpn
Fa hisy hasambarana raha toa miray
Dia hahay hifanantona ho azy
Ny foko sy ny azy izay
Ka mora ho ahy
Ny hanolotra voady sy fifanekena
Omeko mihitsy crfmts ny foko rehetra
Raha toa aho ka dfvvs ekena
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jean ValmanceVisites : 1354
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2018 11:37
