Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hasambarana (Jean Valmance)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nambabo ny saiko hatry ny ela tokoa
Ry zana-domoina
Mandresy fanahy, tena sy fo
Ka hgcz tiako ho jokoina
Izato fikopaka
Raha mba hihoatra hisidina avo
Tena mandresy an’ity saiko loatra
No tena mandavo
Toa maodimaod,y toa misalasala
Raha mba fantany mantsy
Fa hisy hasambarana raha toa miray
Dia hahay hifanantona ho azy
Ny foko sy ny azy izay
Ka mora ho ahy
Ny hanolotra voady tononkira.serasera.org sy fifanekena
Omeko mihitsy fchtw ny foko rehetra
Raha toa aho cbkjwyz ka ekena
Ry zana-domoina
Mandresy fanahy, tena sy fo
Ka hgcz tiako ho jokoina
Izato fikopaka
Raha mba hihoatra hisidina avo
Tena mandresy an’ity saiko loatra
No tena mandavo
Toa maodimaod,y toa misalasala
Raha mba fantany mantsy
Fa hisy hasambarana raha toa miray
Dia hahay hifanantona ho azy
Ny foko sy ny azy izay
Ka mora ho ahy
Ny hanolotra voady tononkira.serasera.org sy fifanekena
Omeko mihitsy fchtw ny foko rehetra
Raha toa aho cbkjwyz ka ekena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jean ValmanceHits : 1320
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 11:37
