Hevitra momba ny MPATSAKA VAVY

Hiverina amin'ny MPATSAKA VAVY Hampiditra hevitra
hery ( 16 andro lasa)
Rehefa mampiditra hiran'i Jaw's Band ianao dia ataovy hoe Jaw's Band ny mpihira (fa tsy Jaws' band). Raha vao io Jaw's Band io no fidinao dia any no miditra ny hira. Diso fanoratra fotsiny izany ilay mpihira nataonao.
Azonao tadiavina ao amin'ny lisitry ny mpihira fa efa misy hira vitsivitsy an'i Jaw's Band ao.

Misaotra hatrany.
Samson Patrick ( 16 andro lasa)
Aona ny fomba idirana ao tompoko
hery ( 16 andro lasa)
Efa misy Jaw's band ato. Tokony ampidirinao any ny hirany
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0867