Pop gasy (Jary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sao de tsy fantatr'ianona
izaho anie tsy amerikanina
f' izaho malagasy ndfgi ny raiko dia gasy
ny reniko tononkira.serasera.org gasy ihany koa
izaho vussvqt jingx tsy chris brown
tsy mitovy amin'i jackson
f'izaho malagasy ny raiko dia gasy
ny reniko gasy ihany koa
asandratro ambony dia ambony ny mozikantsika
fa io no anavahana ilay gasikara amin ireo firenena any am pita
fa ny gasy tsy mena mitaha ;fa ny gasy milay ry zalahy
irinay ny mozikanay hipetraka mandrakizay
indraindrainay ny mozikanay hampiavaka ilay gasikara
fa ny pop gasy hipetraka ho tantara ho lovain'ny dimby sy fara
ho vazovazoana eny foana;tsy ho levona na zato taona
irinay ny mozikanay haharitra mandrakizay
Tonony sy feony : JARY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JaryHits : 2054
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 30/10/2016 15:21