Nofintsika roa (Isa Roa Telo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako toy ny vao omaly lay nihaonana
Nifanenantsika voalohany
Tamin'izay dia tsapako fa tiako tononkira.serasera.org ianao ho ahy
Na de menatra sy tsy xbrgy mba sahisahy
Ny hizara ilay fitiavana ao am-po
Ankehitriny tsy haiko ny hilaza aminao
Ny hasambarako sy 'zay ao am-poko ao
Ankehitriny tena tsapako
Ny hafanana rehefa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Ny hanihany lasa adiady indraindray
Tsy hampiova ny fitia f'aza manahy
Izaho efa vonona ho anao, ianao koa ho ahy
Lay fitiavana hampitambatra ho iray
Hiara-dalana aminao mandrakizay
Ankehitriny tsy haiko ny hilaza aminao
Ny hasambarako sy 'zay ao am-poko ao
Ankehitriny emjbi tena tsapako
Ny hafanana rehefa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Ankehitriny ambarako aminao
Fa dia vonona aho hiara-hiaina aminao
Ankehitriny tena tsapako
Hafa ihany refa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Tonony xgynvuz sy feony : Rhayo Lumahee
Nifanenantsika voalohany
Tamin'izay dia tsapako fa tiako tononkira.serasera.org ianao ho ahy
Na de menatra sy tsy xbrgy mba sahisahy
Ny hizara ilay fitiavana ao am-po
Ankehitriny tsy haiko ny hilaza aminao
Ny hasambarako sy 'zay ao am-poko ao
Ankehitriny tena tsapako
Ny hafanana rehefa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Ny hanihany lasa adiady indraindray
Tsy hampiova ny fitia f'aza manahy
Izaho efa vonona ho anao, ianao koa ho ahy
Lay fitiavana hampitambatra ho iray
Hiara-dalana aminao mandrakizay
Ankehitriny tsy haiko ny hilaza aminao
Ny hasambarako sy 'zay ao am-poko ao
Ankehitriny emjbi tena tsapako
Ny hafanana rehefa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Ankehitriny ambarako aminao
Fa dia vonona aho hiara-hiaina aminao
Ankehitriny tena tsapako
Hafa ihany refa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Tonony xgynvuz sy feony : Rhayo Lumahee
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Isa Roa TeloVisites : 6239
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 15/05/2015 11:31
