You are here: home > Tononkira > Ho avy Ny Tompo(HNT)

Mendrika Ianao (Ho avy Ny Tompo(HNT))

https://tononkira.serasera.org/hira/ho-avy-ny-tompohnt/mendrika-ianao

Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ny hiankohofana
Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ho deraina ny anaraNao

Mendrika Ianao Ray ô
Mendrika ny hiankohofana
Mendrika Ianao Ray ô
Asandratray ambony ny AnaraNao

Ny antononkira.serasera.orgaraNao no hindraindrainay
Ianao Jesô no hasandratray
Ianao ilay hiankohofanay
Handoalihan'ny lohalikay

Réf:Mendrika Ianao...  


An-tanaNao ny fanapahana
Ny hery rehetra manaiky Anao
Tsy misy ny azo oharina
Amin'ny fahalebiazaNao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ho avy Ny Tompo(HNT)
Mpamaky : 574
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tatiannamaminiaina
Tamin'ny : 06/11/2018 14:21:56
ID : 11093

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo