FISAORANA (herilalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao tokoa Ray o
Noho ny fitsimbinanao
Fo feno fifaliana no hatolotray ho Anao
Asandrato ny tononkira.serasera.org feo fiderana izay mampitoetra ny Fanahy
Ka tsy hamela ny tongotsika hangozohozo
REF:
zrhukggo Misaotra Anao tokoa Ray o rbss
Amin izay rehetra ato anatiko
Misaotra Anao tokoa Ray o
Noho ny asanao nataoko
Mpihira:Herilalaina Feony:Haja Tonony:Haja qabqk Mozika:Njato
Novambra04
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : herilalainaVangy : 2744
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : haja
Daty : 29/12/2004 22:39
