Mahatsiaro (Hasly Hasminah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry taranaka avy any avaratra
Na ny taranaka avy any antsimo
Sy ny qrfbju taranaka avy any andrrefana
Ary taranaka avy antsinanana
Tonga kfvfaqey ianareo fa tsy nanadino
Mahatsiaro tononkira.serasera.org ny tanindrazana
Ry zanatany sy mpivahiny
Tsara ny Tompo fa peo ny dimy
Zarainy amintsika ny gnlld fifaliany
Sambatra isika fa tsisy tsiny
Tonga eto isika fa notahiany
Tonga eto admin"NY tanimdrazana
O ry vahoakan'ny ambany lanitra
Samy sohavin"Andriamanitra
Isika rehetra tsy hankanavaka
Te ho mpandova an'izany lanitra
Isika rehetra tsy manadino
Mahatsiaro ny fivavahana
Na ny taranaka avy any antsimo
Sy ny qrfbju taranaka avy any andrrefana
Ary taranaka avy antsinanana
Tonga kfvfaqey ianareo fa tsy nanadino
Mahatsiaro tononkira.serasera.org ny tanindrazana
Ry zanatany sy mpivahiny
Tsara ny Tompo fa peo ny dimy
Zarainy amintsika ny gnlld fifaliany
Sambatra isika fa tsisy tsiny
Tonga eto isika fa notahiany
Tonga eto admin"NY tanimdrazana
O ry vahoakan'ny ambany lanitra
Samy sohavin"Andriamanitra
Isika rehetra tsy hankanavaka
Te ho mpandova an'izany lanitra
Isika rehetra tsy manadino
Mahatsiaro ny fivavahana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hasly HasminahHits : 1941
Likes : 0 Like
Created by : Roja
Date : 08/02/2017 09:54
