MPAHARY (Hari Andriantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ye e e e e e e
Dada
Ye e e e e e e
Ray Tsitoha Mpamorona ny lanitra sy ny tany
N’aiza n’aiza aleha dia mahita ny asa-tànanao
Mampiaiky tanteraka tsy takatry ny saina
Tendrombohitra, ranomasina, hazo sy zava-boary
Maraina, antoandro sy alina ooh wzckxqy ooh
Hatsiaka, masoandro, orana sy tononkira.serasera.org avana
La, la, la, la, la, la, la
Ianao no Fiandohana sy Fiafarana
Mbola tsy ary ny olombelona
Dia efa fantatrao tsirairay
Anao irery ny dera mandrakizay
Mampiaiky tanteraka tsy takatry ny saina
Tendrombohitra, ranomasina, hazo sy zava-boary
Maraina, antoandro sy alina ooh ooh
Hatsiaka, masoandro, tftrmldr orana sy avana
La, la, la, la, la, la, la
Jesosy
Dada
Noforoninao izao rehetra izao
Satria tia anay Ianao
Mahagaga ny Fahasoavanao
Ampianaro izahay ho tia Anao
Nataonao ny tany sy ny lanitra
Endrey ny oscctxna Voninahitrao
Jesosy sarobidy
Tsy misy toa Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hari AndriantsoaVangy : 453
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HariAndriantsoa
Daty : 24/10/2024 15:00